|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vaky bantsilana |
| Singan-teny | 2vaky, 3bantsilana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5amin' ny fotoana amonian' ny bantsilana.
6Miseho miharihary ny nafenina, miseho miharihary tsara. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7La floraison du Bantsilana qui indique la saison des fièvres.
8Figuré: clair, manifeste. [1.3] [vaki-bantsilana] 9(la période où fleurit le vantsilana ). 10Saison où, prétend-on, se déclenche les accès de paludisme.. [Merina] 11Prise adjectivement l'expression signifie : évident, manifeste ; ce qu'on ne peut pas dissimuler. 12Ataovy vaki-bantsilana ny teninao : parlez clairement, sans tergiverser.. [1.196] |
| Voambolana | 13 Fotoana |
| Mpanahaka | 14 vakyambatolampy, 15 vakybarara, 16 vakybetroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|